1. Peter, an apostle of Jesus Christ, to the strangers scattered throughout Pontus, Galatia, Cappadocia, Asia, and Bithynia,
1. Pierre, apôtre de Jésus Christ, à ceux qui sont étrangers et dispersés dans le Pont, la Galatie, la Cappadoce, l`Asie et la Bithynie,
1. Petera, apostolin’i Jesosy Kristy, mamangy ny mpivahiny izay niely any Ponto, Galatia, Kapadokia, Azia sy Bitinia,
2. Elect according to the foreknowledge of God the Father, through sanctification of the Spirit, unto obedience and sprinkling of the blood of Jesus Christ: Grace unto you, and peace, be multiplied.
2. et qui sont élus selon la prescience de Dieu le Père, par la sanctification de l`Esprit, afin qu`ils deviennent obéissants, et qu`ils participent à l`aspersion du sang de Jésus Christ: que la grâce et la paix vous soient multipliées!
2. Dia olom-boafidy araka ny fahalalana rahateo izay an’Andriamanitra Ray, amin’ny fanamasinan’ny Fanahy, ho amin’ny fankatoavana sy ny famafazana ny ran’i Jesosy Kristy: Hampitomboina ho anareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana.
3. Blessed be the God and Father of our Lord Jesus Christ, which according to his abundant mercy hath begotten us again unto a lively hope by the resurrection of Jesus Christ from the dead,
3. Béni soit Dieu, le Père de notre Seigneur Jésus Christ, qui, selon sa grande miséricorde, nous a régénérés, pour une espérance vivante, par la résurrection de Jésus Christ d`entre les morts,
3. Isaorana anie Andriamanitra sady Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika Izay niteraka antsika indray araka ny haben’ny famindrampony ho amin’ny fanantenana velona tamin’ny nitsanganan' i Jesosy Kristy tamin’ny maty,
4. To an inheritance incorruptible, and undefiled, and that fadeth not away, reserved in heaven for you,
4. pour un héritage qui ne se peut ni corrompre, ni souiller, ni flétrir, lequel vous est réservé dans les cieux,
4. Ho amin’ny lova tsy mety simba, tsy misy loto, tsy mety levona, voatahiry any an-danitra ho anareo,
5. Who are kept by the power of God through faith unto salvation ready to be revealed in the last time.
5. à vous qui, par la puissance de Dieu, êtes gardés par la foi pour le salut prêt à être révélé dans les derniers temps!
5. Izay arovan’ny herin’Andriamanitra amin’ny finoana ho amin’ny famonjena efa vonona haseho any am-parany.
6. Wherein ye greatly rejoice, though now for a season, if need be, ye are in heaviness through manifold temptations:
6. C`est là ce qui fait votre joie, quoique maintenant, puisqu`il le faut, vous soyez attristés pour un peu de temps par divers épreuves,
6. Izany no iravoravoanareo, na dia ampalahelovina vetivety ankehitriny amin’ny fakampanahy maro samy hafa aza ianareo, raha tsy maintsy hisy izany,
7. That the trial of your faith, being much more precious than of gold that perisheth, though it be tried with fire, might be found unto praise and honour and glory at the appearing of Jesus Christ:
7. afin que l`épreuve de votre foi, plus précieuse que l`or périssable (qui cependant est éprouvé par le feu), ait pour résultat la louange, la gloire et l`honneur, lorsque Jésus Christ apparaîtra,
7. Mba ho hita ho fiderana sy fankalazana ary voninahitra amin’ny fisehoan’i Jesosy Kristy ny fizahan-toetra ny finoanareo izay tsara lavitra noho ny volamena mety simba na dia voazaha toetra tamin’ny afo aza.
8. Whom having not seen, ye love; in whom, though now ye see him not, yet believing, ye rejoice with joy unspeakable and full of glory:
8. lui que vous aimez sans l`avoir vu, en qui vous croyez sans le voir encore, vous réjouissant d`une joie ineffable et glorieuse,
8. Izay, na dia mbola tsy hitanareo aza, dia tianareo, ary na dia tsy hitanareo ankehitriny aza, anefa, satria inoanareo, dia iravoravoanareo amin’ny fifaliana tsy hay lazaina sady feno voninahitra,
9. Receiving the end of your faith, even the salvation of your souls.
9. parce que vous obtiendrez le salut de vos âmes pour prix de votre foi.
9. Mandray ny anton’ny finoanareo, dia ny famonjena ny fanahinareo.
10. Of which salvation the prophets have enquired and searched diligently, who prophesied of the grace that should come unto you:
10. Les prophètes, qui ont prophétisé touchant la grâce qui vous était réservée, ont fait de ce salut l`objet de leurs recherches et de leurs investigations,
10. "Ny amin' izany famonjena izany dia notadiavin’ny mpaminany sy nokatsahiny fatratra, dia ireo efa naminany ny fahasoavana ho tonga aminareo;"
11. Searching what, or what manner of time the Spirit of Christ which was in them did signify, when it testified beforehand the sufferings of Christ, and the glory that should follow.
11. voulant sonder l`époque et les circonstances marquées par l`Esprit de Christ qui était en eux, et qui attestait d`avance les souffrances de Christ et la gloire dont elles seraient suivies.
11. Eny, nokatsahiny izay andro na izay toetry ny andro notondroin’ny Fanahin’i Kristy tao anatiny, raha nambarany rahateo ny fijalian’i Kristy sy ny voninahitra manaraka izany.
12. Unto whom it was revealed, that not unto themselves, but unto us they did minister the things, which are now reported unto you by them that have preached the gospel unto you with the Holy Ghost sent down from heaven; which things the angels desire to look into.
12. Il leur fut révélé que ce n`était pas pour eux-mêmes, mais pour vous, qu`ils étaient les dispensateurs de ces choses, que vous ont annoncées maintenant ceux qui vous ont prêché l`Évangile par le Saint Esprit envoyé du ciel, et dans lesquelles les anges désirent plonger leurs regards.
12. "Ary naseho tamin’ireo fa tsy ho azy, fa ho antsika no nanompoany tamin’izany zavatra izany, izay voalaza aminareo ankehitriny, tamin’ny tenin’ireo nitory ny filazantsara taminareo amin’ny Fanahy Masina, Izay nirahina avy any an-danitra; izany zavatra izany dia irin’ny anjely hodinihina."
13. Wherefore gird up the loins of your mind, be sober, and hope to the end for the grace that is to be brought unto you at the revelation of Jesus Christ;
13. C`est pourquoi, ceignez les reins de votre entendement, soyez sobres, et ayez une entière espérance dans la grâce qui vous sera apportée, lorsque Jésus Christ apparaîtra.
13. "Koa amin’izany sikino ny sainareo, dia mahonòna tena, ka antenao tsara ny fahasoavana izay hoentina ho anareo amin’ny hisehoan’i Jesosy Kristy;"
14. As obedient children, not fashioning yourselves according to the former lusts in your ignorance:
14. Comme des enfants obéissants, ne vous conformez pas aux convoitises que vous aviez autrefois, quand vous étiez dans l`ignorance.
14. "Tahaka ny zanaka manoa, tsy mitondra tena araka ny filànareo fahiny tamin’ny tsy fahalalanareo;"
15. But as he which hath called you is holy, so be ye holy in all manner of conversation;
15. Mais, puisque celui qui vous a appelés est saint, vous aussi soyez saints dans toute votre conduite, selon qu`il est écrit:
15. Fa araka ny fahamasinan’Ilay niantso anareo, dia aoka mba ho masina koa ianareo amin’ny fitondrantena rehetra,
16. Because it is written, Be ye holy; for I am holy.
16. Vous serez saints, car je suis saint.
16. Satria voasoratra hoe: “Aoka ho masina ianareo, satria masina Aho”.
17. And if ye call on the Father, who without respect of persons judgeth according to every man's work, pass the time of your sojourning here in fear:
17. Et si vous invoquez comme Père celui qui juge selon l`oeuvre de chacun, sans acception de personnes, conduisez-vous avec crainte pendant le temps de votre pèlerinage,
17. "Ary raha Ilay tsy mizaha tavan’olona, fa mitsara araka ny asan’izy rehetra, no antsoinareo hoe Ray, dia mitondrà tena amin’ny fahatahorana mandritra ny andron’ny fivahinianareo ety;"
18. Forasmuch as ye know that ye were not redeemed with corruptible things, as silver and gold, from your vain conversation received by tradition from your fathers;
18. sachant que ce n`est pas par des choses périssables, par de l`argent ou de l`or, que vous avez été rachetés de la vaine manière de vivre que vous avez héritée de vos pères,
18. Fa fantatrareo fa tsy zavatra mety ho simba, tahaka ny volafotsy sy ny volamena, no nanavotana anareo tamin’ny fitondrantena adala izay azonareo tamin' ny fomba amam-panao nentin-drazana,
19. But with the precious blood of Christ, as of a lamb without blemish and without spot:
19. mais par le sang précieux de Christ, comme d`un agneau sans défaut et sans tache,
19. "Fa ny rà soan’i Kristy, toy ny ran’ny zanak’ondry tsy misy kilema ary tsy misy pentimpentina;"
20. Who verily was foreordained before the foundation of the world, but was manifest in these last times for you,
20. prédestiné avant la fondation du monde, et manifesté à la fin des temps, à cause de vous,
20. Izay notendrena rahateo talohan’ny nanorenana izao tontolo izao, fa efa naseho tamin’izao andro farany izao ho anareo,
21. Who by him do believe in God, that raised him up from the dead, and gave him glory; that your faith and hope might be in God.
21. qui par lui croyez en Dieu, lequel l`a ressuscité des morts et lui a donné la gloire, en sorte que votre foi et votre espérance reposent sur Dieu.
21. "Izay mino an’Andriamanitra amin’ny alalany, dia Ilay nanangana Azy tamin’ny maty ka nanome voninahitra Azy; mba hiorenan’ny finoanareo sy ny fanantenanareo amin’Andriamanitra."
22. Seeing ye have purified your souls in obeying the truth through the Spirit unto unfeigned love of the brethren, see that ye love one another with a pure heart fervently:
22. Ayant purifié vos âmes en obéissant à la vérité pour avoir un amour fraternel sincère, aimez-vous ardemment les uns les autres, de tout votre coeur,
22. "Satria efa nodiovinareo ny fanahinareo tamin’ny fankatoavana ny fahamarinana amin' ny alalan' ny Fanahy ho amin’ny fitiavan-drahalahy tsy miangatra, dia mifankatiava fatratra amin’ny fo madio;"
23. Being born again, not of corruptible seed, but of incorruptible, by the word of God, which liveth and abideth for ever.
23. puisque vous avez été régénérés, non par une semence corruptible, mais par une semence incorruptible, par la parole vivante et permanente de Dieu.
23. "Fa efa nateraka indray ianareo, tsy tamin’ny voa mety lò, fa tamin’ny tsy mety lò, dia ny tenin’Andriamanitra izay velona sady maharitra mandrakizay;"
24. For all flesh is as grass, and all the glory of man as the flower of grass. The grass withereth, and the flower thereof falleth away:
24. "Car Toute chair est comme l`herbe, Et toute sa gloire comme la fleur de l`herbe. L`herbe sèche, et la fleur tombe;"
24. "Fa ny nofo rehetra dia tahaka ny ahitra, ary izay mety ho voninahiny dia tahaka ny vonin’ny ahitra. Malazo ny ahitra ka mihintsana ny voniny;"
25. But the word of the Lord endureth for ever. And this is the word which by the gospel is preached unto you.
25. Mais la parole du Seigneur demeure éternellement. Et cette parole est celle qui vous a été annoncée par l`Évangile.
25. Fa ny tenin’ny Tompo maharitra mandrakizay”. Ary izany no tenin’ny filazantsara izay notorina taminareo.
<
>